Ivotoerana Fomongorana ny Valala eto Madagasikara
Taona 2019 : Fety roa sosona

Notontosaina ny faha 18 janoary 2019 ny lanonana fifampiarahabana tratry ny Asaramanitra 2019 hoan’ny fianakaviam-ben’ny IFVM manerana ny Nosy. Izay natao tao amin’ny « Salle polyvalente » ao amin’ny « Jardin de la mer » Toliara. Tonga nanotrona ity lanonana ity ny Talem-paritry ny…

Plus de détails
Fitokanana trano fivahinianana ao amin’ny Foibe ao Mitsinjo Betanimena Toliara

Notanterahina ny faha-9 janoary 2019 teo ny fitokanana ireo fotodrafitrasa eo anivon’ny Foiben’ny IFVM ao Mitsinjo Betanimena Toliara II dia ny kianja fanaovana fanatanjahan-tena (baolina kitra sy baolina basikety ary koa volley) sy ny toeram-pilalaovan’ny zanakin’ny mpiasa. Izany dia notarihin’ny…

Plus de détails
Fitokanana trano fivahinianana eo anivon’ny Antenne IFVM ao Antananarivo

Vita soa aman-tsara ny fitokanana ny trano fivahiniana eo anivon’ny Antenne IFVM ao Nanisana Antananarivo ny 10 janoary 2019, nampiarahana tamin’ny fanoloran’ny FAO fitaovana hanaramaso ny « Chenille Légionnaire d’Automne (CLA) », Notokanana tamin’io andro io ihany koa ny laboratoire vaovao ho…

Plus de détails
Nofon-kena mitam-pihavanana ho an’ny Krismasy sy taom-baovao 2019

 Amin’izao fankalazana ny Krismasy sy ny taom-baovao 2019 izao dia nanolotra vary, akoho, menaka ary vatomamy hoan’ny mpiara-miasa ato amin’ny Ivotoerana Famongorana ny Valala eto Madagasikara (IFVM) ireo Mpitantanana, tarihin’Andriamatoa Julien MADRANO, Tale Jeneralin’ny Ivotoerana. Tamin’ny zoma 28 desambra 2018…

Plus de détails