Ivotoerana Fomongorana ny Valala eto Madagasikara

Bureau siège Mitsinjo Betanimena Toliara

Station autonome pour relevé météo

Opération "Rodobe"

Prospection intensive et extensive

Traitement terrestre

Vondron'Olona IfotonyMiady amin'ny Valala

Slider

Tombana ny ady 2018-2019: Fivoriana ara-teknika

Nontanterahana ny 06 jona 2019 teo,ny fivoriana ara-teknika izay fanaon’ny IFVM, izay natao tao Betioky Atsimo; ary notarihin’Atoa Tale Jeneraly, MANDRANO Julien. Nanaovana ny tombana ny ady amin’ny valala tamin’ity taona 2018-2019 ity, namoahana ny lesona azo tsoahana, ary nametrahana sahady ny vinavina sy ny ady atao ny ho amin’ny taom-piadiana manaraka.

Famonom-balala voafehy, fambolena sy fiompiana mahomby
-->