Ivotoerana Fomongorana ny Valala eto Madagasikara

Bureau siège Mitsinjo Betanimena Toliara

Station autonome pour relevé météo

Opération "Rodobe"

Prospection intensive et extensive

Traitement terrestre

Vondron'Olona IfotonyMiady amin'ny Valala

Slider

Fivorian’ny Filan-kevim-pitantanana vaovao

Nontanterahana ny 14 jona 2019 tao amin’ny efitrano CNEAGR Nanisana Antananarivo, ny fivoriana voalohany ny filankevim-pitantanana ny IFVM ho amin’ity taona 2019 ity. Izay nandaniana ny « Budget additionnel IFVM 2019 » sy ny « compte administratif IFVM 2018 ». Nanaovana, ihany koa, ny fifidianana izay Filohan’ny filankevim-pitantanana. Lany ho filoha’ny filankevim-pitantan’ny IFVM, Atoa RAMAROSON Lantonirina Harivelo, Tale Jeneralin’ny Fambolena. Izy no hitantana ny filankevim-pitantanana mandritra ny roa taona manaraka.

Famonom-balala voafehy, fambolena sy fiompiana mahomby
-->