Ivotoerana Fomongorana ny Valala eto Madagasikara

Nofon-kena mitam-pihavanana ho an’ny Krismasy sy taom-baovao 2019

 Amin’izao fankalazana ny Krismasy sy ny taom-baovao 2019 izao dia nanolotra vary, akoho, menaka ary vatomamy hoan’ny mpiara-miasa ato amin’ny Ivotoerana Famongorana ny Valala eto Madagasikara (IFVM) ireo Mpitantanana, tarihin’Andriamatoa Julien MADRANO, Tale Jeneralin’ny Ivotoerana.

Tamin’ny zoma 28 desambra 2018 teo no nanatanterahana izany manerana ireo faritra rehetra iasan’ny IFVM. Samy nahazo ny tandrify azy ny tsirairay, hatramin’ny zanaky ny Mpiasa, izay nahazo vatomamy ihany koa.

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra eee!

 

 

 

 

 

Famonom-balala voafehy, fambolena sy fiompiana mahomby
-->